|
|
|
|

Teny iditra 1  mahangoly
Fototeny  2 ngoly
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny anglisy  7 to cause numbness [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8 engourdir [1.8]
Ohatra  9  Mifafy ho fanala mahangoly ny hatsiaka aterany. [2.470#]
10  Misoko toa ranom-panala, an-koditra vao mahangoly. [2.296#]
Ohabolana  11  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  12 mahangilo, mahangoly

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21