|
|
|
|

Teny iditra 1  mahamaimay
Fototeny  2 maimay
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Ohatra  7  Dia ianareo izay mahamaimay ny fonareo amin' ny hazo terebinta eny ambanin' ny hazo maitso rehetra, ka mamono zaza eny an-dohasahan-driaka eny ambanin' ny tsefatsefaky ny harambato. [2.996]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19