|
|
|
|

Teny iditra 1  mahakingakinga
Fototeny  2 kingakinga
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Ohatra  7  Dia namoron-dainga izy roa vavy ka nanao hoe "Andevokely novidinay tany an-tsena io, saingy zana-Betsimisaraka, ka izany no toa mahakingakinga azy. [2.69#92]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19