|
|
|
|

Teny iditra 1  mahaesotra
Fototeny  2 esotra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  7 qui peut enlever [1.3]
Ohatra  8  Didim-panjakana ihany no mahaesotra ny Tale eo amin' ny toerany eo. [1.62#691]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19