|
|
|
|

Teny iditra 1  manodoka
Fototeny  2 sodoka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 Mamitaka amin' ny fijerena, mahadiso hevitra, mahadiso: Tsy nanodoka ahy ny masoko
8 Mahavoafitaka: Nanodoka ahy ny diavolana fa andro vao amin' ny telo dia nataoko ho efa amin' ny enina [1.1]

Fivaditsoratra  9 mandokoa, manodoka

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20