|
|
|
|

Teny iditra 1  lotoina
Fototeny  2 loto
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Asiana loto: Aza lotoina ny rano, rankizy
9 Endrikendrehina, hosoram-potaka: Nolotoiny ny raiko ka tsy manaiky aho
10 Zazavavy anaovana an-tery, alaina ankery, anaovana angovy: Nolotoin' ilay zazalahy ny zanaka vavin-dry zareo ato avaratra mbola tsy tonga taona [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  11 to be soiled [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  12 qu'on souille, qu'on calomnie [1.8]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19