|
|
|
|

Teny iditra 1  letrezana
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Fanaovana ambozizy na an-kery; fandentehana an-ditra fa tsy mila izay rirany; fampanekena amin' ny hevitra bontolo: Tsy azo atao letrezana amin' izao akory ny fampidiran-kevitra ao an-tsain' olona [1.1]
Fikambanana  4  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe letrezana

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19