|
|
|
|

Teny iditra 1  lentika
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  21 Sitrika, tsy fisehoana, fidifian' ny masoandro na ny volana any ambadiky ny faravodilanitra
22 Fahelan' ny olona irahina any amin' ny nanirahana azy, fihitsohana lalina. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  23 submergé, plongé, enfoncé dans, disparu sous l'horizon
24 enfoncé dans le mal, dans les embarras [1.3]
Fikambanana  25  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny how lentika

Fivaditsoratra  26 lantike, lentika

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19