|
|
|
|

Teny iditra 1  lanaka
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Sampanteny 
Matoantenin' ny iharana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  6 Trotraka, reraka, valaka noho ny hasasarana na ny hafanana: Lanaky ny dia aho izany [1.1]

Fivaditsoratra  7 kalana, 8 lakana, lanaka

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19