|
|
|
|

Teny iditra 1  lakana
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  13 Fitaovana hazo na vy entina mitety na mandeha ambony rano, mita rano; matetika ny lakana dia vita amin' ny vatan-kazo lehibebe noloahana izay manjary maivana ary mitsinkafona tsy milentika
14 Lakan-drafitra very fivoy: enti-milaza olona tsy manana na inona na inona hianteherana intsony hamonjena tena [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  15 a canoe. Laka is used in the provinces. [Poly. Waha, vaka, hak (?)] [1.2]
16 a dugout canoe; any small boat [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  17 pirogue, petit bateau [1.8]
Ohatra  18  Nanantena ny hoampitaina izy rehefa miverina, nefa tsy teo intsony koa ny lakana. [2.470#176]
19  miendaka tsikelikely ny rafitra tsirairay aminy, ary farany dia tsy hisy intsony fa lakana goavana bontolo no sisa tavela. [2.471#16]
Voambolana  20  Fifamoivoizan-tsambo
Fikambanana  21  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 26 misy ny teny hoe lakana
Ohabolana  22  Ohabolana misy io teny io
Teny nalaina  23  Soratra misy io teny io
Sary 
24  25  26 
27 

Fivaditsoratra  28 kalana, lakana, 29 lanaka

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21