|
|
|
|

Teny iditra 1  kodiavana
Fototeny  2 kodia
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Ianjeran-javatra mikodia: Nokodiavan' ny vato ny tranony ka potika [1.1]

Fivaditsoratra  kodiavana, 9 voadanika, 10 voadinaka

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19