|
|
|
|

Teny iditra 1  kivina
Fototeny  2 kivy
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Atao izay hahakivy, ketrahina: Aza kivinao amin' izany filazana antsanga tsy aman' orana izany ny zanako [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to be discouraged by someone or something [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10 qu'on décourage [1.8]

Fivaditsoratra  11 ankivy, kivina, 12 vañiky, 13 vikina, 14 vinaky

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19