|
|
|
|

Teny iditra 1  kinosoka
Fototeny  2 kosoka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 voakosoka, kosohina, dilorina: Nokinosokao savony tsara ve itỳ pataloa itỳ
8 voatorotoro: Paraky tsy kinosoka tsara ity [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  9 qu’on a frotté, broyé [1.3#361]
Tovy hevitra  10 voakosoka

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22