|
|
|
|

Teny iditra 1  kinaroka
Fototeny  2 karoka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 voakaroka, karohina, zahana, tadiavina: Efa nokinaroko hatraiza hatraiza fa tsy hitako [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  8 fouillé, gratté, cherché, remué, sondé, scruté [1.3#315]
Tovy hevitra  9 voakaroka

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22