|
|
|
|

Teny iditra 1  kekerina
Fototeny  2 kekitra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Ketohina amin' ny nify: Nokekerin' ilay saka ratsy iny ny tanan-janako
9 Tsindronina: Nokekerin' ny moka ny handriko
10 Hanina: Kekerin' ny olitra mafy aho izany
11 Raisina amin' ny nify: Raha tsy voavaha amin' ny tanana, kekero ho afaka io lady io [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  12 to be bitten, to be stung [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  13 qui est piqué, qui est mordu [1.8]
Tsipelina hafa  14 kaikerina
Ohabolana  15  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  kekerina, 16 kinerake

Nohavaozina tamin' ny 2026/07/17