|
|
|
|

Teny iditra 1  kapetsy
Fototeny  2 fetsy
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Fanazavàna teny malagasy  11 Fetsifetsy mitady hanambaka, kinga amin' ny hafetsena. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  12 confirmedly cunning. [1.2]
Fikambanana  13  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe kapetsy

Fivaditsoratra  kapetsy, 14 Katsepy, 15 pakitse, 16 patsike, 17 petsika, 18 tsepika, 19 tsipeka

Nohavaozina tamin' ny 2026/10/18