|
|
|
|

Teny iditra 1  kabarina
Fototeny  2 kabary
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Lazaina ampahibemaso: Hokabarina rahampitso ny fakana miaramila
9 Tenenina, bedibedena: Nokabariny lava ilay ankizy ka lasa fa tsy tamana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 to be discussed or announced publicly [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11 Qu'on proclame, à qui on intente un procès, qu'on admoneste: Hokabarina rahampitso ny fakana ny miaramila (Demain on proclamera la levée des soldats) ~ Aza kabarinao lava izy (Ne l'admonestez pas sans cesse) [1.3]
12 qu'on proclame, qu'on discute publiquement [1.8]
Ohatra  13  Feom-pifankatiavana tsy tiana ho ritra no amenoana ny valin-kabarina hoso-menaka. [2.245#]
14  Rehefa tonga ny fotoana dia kabarina amin' ny tsena rehetra ka lazaina ny fombafomba maro tsianononana hatao. [1.437#]
Tsipelina hafa  15 kabaroina

Fivaditsoratra  kabarina, 16 karabina

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22