|
|
|
|

Teny iditra 1  jerena
Fototeny  2 jery
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Ifantohan' ny maso: Jereo tsara ny lalana fa be lavadavaka
9 Tandremana: Tsy jerenao tsara ny asanao ka manjary be diso
10 Karakaraina: Tsy nojereny akory ilay zana-kavany kamboty [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  11 to be looked at [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  12 qu'on regarde [1.8]
Fikambanana  13  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 3 misy ny teny hoe jerena
Ohabolana  14  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21