|
|
|
|

Teny iditra 1  japina
Fototeny  2 japy
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 ihazakazahana taingenana eny am-pandehanana: Nojapiny ilay fiarambahoaka, nefa tsy nahatana tsara ny varavarana ny tanany ka nianjera nitsirara izy [1.1]

Fivaditsoratra  japina, 9 pianja

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04