|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 jamba |
| Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
| Sampanteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
21 Tsy mahita ny maso: Jamba hatrany an-kibon-dreniny io olona io
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
22 blind
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
23 aveugle
[1.8] |
| Ohatra |
24 Izay manota fady azy, hono, dia tonga jamba.
[2.69#197]
25 Fohy maso izy ary jamba mihitsy tatý aoriana. [2.356#45] 26 Tsy jamba intsony izy, ary tsy mangovitra intsony ny feony. [2.4#78] |
| Voambolana | 27 Fahasalamana |
| Fikambanana | 28 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 4 misy ny teny hoe jamba |
| Ohabolana | 29 Ohabolana misy io teny io |
| Lahatsoratra | 30 Randzavola: jamba ao amin' ny Baiboly |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21 |
|