|
|
|
|

Teny iditra 1  ity
Sokajin-teny  2  mpisolo anarana [Fitanisana]
Sampanteny 
Mpisolo anarana :
Fanazavàna teny malagasy  7 Enti-manondro zavatra akaiky an' ilay miteny, na eny an-tanany mihitsy aza: Lehibe tokoa itỳ trano itỳ. / Homeko anao itỳ boky itỳ raha tianao / Esory any itỳ fa tsy tiako [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  8 this quite close (in sight) [1.7]
Fikambanana  9  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 7 misy ny teny hoe ity
Tsanganana sy sary iray takila  10  Ny mpisolo rehetra

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19