|
|
|
|

Teny iditra 1  itodihana
Fototeny  2 todika
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny fameno
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny frantsay  [1.3#706]
Ohatra  8  Na aiza na aiza itodihana, dia migoka fahafinaretana ny maso! [2.499#39]
9  Koa raha handinika ny asa soratry ny mpanoratra iray hoy ireto mpahaitsikera ireto, dia ny fiarahamonina iainany no itodihana [2.606#19]
Ohabolana  10  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  itodihana, 11 odi-hatina, 12 ody hatina

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21