|
|
|
|

Teny iditra 1  itandrovana
Fototeny  2 tandro
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny fameno
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny frantsay  [1.3#668]
Ohatra  8  Raha any aminareo no misy zavatra hatao, lazaina fa raharaha lehibe dia lehibe, "hetsik' Andriananahary", tsy maintsy vonjena, tsy azo atao azon-tsampona, tsy maintsy efaina, ary tsy itandrovana izay ho lany. [2.346]
Tsipelina hafa  9 itandroana

Fivaditsoratra  10 androvitana, itandrovana, 11 voatandrina

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22