|
|
|
|
Teny iditra
1
hoalahoala
Sokajin-teny
2
anarana
Sampanteny
Matoantenin' ny mpanao :
3
mihoalahoala
Matoantenin' ny iharana :
4
ahoalahoala
,
5
ahoalahoalao
,
6
tafahoalahoala
Matoantenin' ny fameno :
7
ihoalahoalana
Anarana :
8
fihoalahoala
,
9
fihoalahoalana
Fanazavàna teny malagasy
10
Fahamaimaizana, fahataitairana handeha na hiteny
[
1.1
]
Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19