|
|
|
|

Teny iditra 1  helika
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Fanazavàna teny malagasy  9 Ny faritra lempona amin' ny foto-tsandry ao ambany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 the armpit [1.2, 1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11 aisselle [1.8]
Ohatra  12  Matetika dia misy fery ary mivonto ny atody tarimo ao ambany helika. [2.424#]
Voambolana  13  Haiaina
Manontolo 
Anaran' akora mamorom-batana 
Fikambanana  29  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 9 misy ny teny how helika
Ohabolana  30  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  helika, 31 Helkay

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21