|
|
|
|

Teny iditra 1  haratsaka
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  18 Fanintsanana amin' ny antsy ny romoromon' ny tahom-bary jinjaina; fandrantsanana ny hazo maniry natao fefy tsy hisian' ny fisaritadritahana fa mifarana tsara; izay afaka rehefa mandrantsana ny raviny maimaina amin' ny tahom-bary [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  19 cuttings, clippings, shavings, the refuse from the bottom of the stalks in reaping rice
20 small bamboos put on the roofs of houses between the roof timbers to tie the thatch to; often pronounced karatsaka. [1.2]
Fikambanana  21  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 7 misy ny teny how haratsaka

Fivaditsoratra  22 harakatsa, haratsaka

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/13