|
|
|
|

Teny iditra 1  ginadra
Fototeny  2 gadra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 voagadra, gadrana, asiana gadra (vy amatorana ny tongotra tsy hahafahana mandositra): Olona efa noginadra iny [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  8 passive with infix. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  9 attaché [1.3#192]
Tovy hevitra  10 voagadra

Fivaditsoratra  ginadra, 11 rangady

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22