|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  fisaka
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  17 Manify, mitapelaka, tsy matevina: Hazo fisaka no anaovana gorodona. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  18 thin, slender, slight, flat, without protuberance. [1.2]
19 flat [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  20 plat [1.8]
Mpanahaka  21  baliaka, 22  belaka, 23  elatr' angidina, 24  kararavina, 25  manify, 26  mitsivelatra, 27  petaka, 28  sahiaka, 29  saliaka, 30  tabebaka, 31  talesaka, 32  tapelaka, 33  tapesaka, 34  tasiaka, 35  tasitasy
Fikambanana  36  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 20 misy ny teny hoe fisaka

Teny iditra (2/2) 37  fisaka
Fototeny  38 saka
Sokajin-teny  39  anarana
Fanazavàna teny malagasy  40 Fomba entina misaka na mihalotra (foza na orana) amin' ny tanana ao anaty lavany [1.1]
Fikambanana  41  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe fisaka
Ohabolana  42  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  43 fasika, 44 fikasa, fisaka, fisàka, 45 sifaka

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/18