|
|
|
|

Teny iditra 1  firafitra
Fototeny  2 rafitra
Sokajin-teny  3  anarana
Haiendriteny 
4  Tsotra :
5  Tovonana :
Fanazavàna teny malagasy  6 Fomban' ny zavatra mirafitra, miraikitra, miady [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  7 organisation, structure, texture [1.13]
Ohatra  8  Mitovy firafitra amin' i-reny fitaovana ahodin' ny kodiaran' ny bisikileta ireny ka mampirehitra ilay jiro keliny. [2.445#]
9  Ny fiasa, ny firafitra ary ny fahefan' io Fitsarana io dia hoferan' ny lalàna holanian' ny Antenimieran' ny Tetezamita. [4.27#]
Fikambanana  10  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 7 misy ny teny how firafitra

Fivaditsoratra  11 farifitra, 12 fifaritra, firafitra, 13 firifatra

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19