|
|
|
|

Teny iditra 1  filazantsara
Singan-teny  2 filazana, 3 tsara
Sokajin-teny  4  anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana]
Haiendriteny 
5  Tsotra :
6  Tovonana :
Fanazavàna teny malagasy  7 Anaran-kafa ilazana ny Evanjely na Evanjily, ny Vaovao mahafaly [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  8 the Gospels; the New Testament [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  9 Evangile, Nouveau Testament [1.3]
10 Nouveau Testament, Évangile [1.5]
Ohatra  11  Ny hitory ny Filazantsara no nifidianana anareo. [2.649#1015]
12  amin' ny Filazantsara, rahefa izany dia nivavaka. [2.357#]
13  Mety koa raha aseho eto ny asan' ny filazantsara any ny amin'ny ankizy. [1.353#]
Voambolana  14  Soratra Masina
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly  15 Toko sy andininy momba Filazantsara
Lahatsoratra  16 Randzavola: filazantsara ao amin' ny Baiboly

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19