|
|
|
|

Teny iditra 1  fiazana
Fototeny  2 fia
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Gejaina mafy, poretina: Aza fiazanao toy izao ny tanako
9 Tanana tsy omena: Nofiazany telo taona tany ny volako [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 to be squeezed, to be pressed. [1.2]

Fivaditsoratra  11 anafazy, 12 faizana, fiazana

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19