|
|
|
|

Teny iditra 1  fiarabe
Sokajin-teny  2  anarana
Haiendriteny 
3  Tsotra :
4  Tovonana :
Fanazavàna teny frantsay  5 autobus [1.5]
Ohatra  6  Tadidiko teo ilay fiarabe fitaterana hitako halina. [2.4#123]
7  Mitatitra ranontany amin' ny fiarabe ny mpanam-bola. [2.445#61]
8  Ary tao no nandray ny fiarabe "Tasso» nampitohy ny renivohitra tamin' i Mahajanga. [2.356#97]
Voambolana  9  Fitaterana
Tovy hevitra  10 fiarambahoaka

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22