|
|
|
|

Teny iditra 1  fery
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  7 Fahatriaran' ny nofo noho ny fera. hamaizana na vay: Lalina ny fery. / Tokony hofehezina tsara ny ferin' ity mpilalao naratro
8 Kilema, triatra kely: Efa nisy feriny io vilany io ka tsy mahagaga raha vaky
9 Henatra, fahafaham-baraka: Fery ho an' ny fianakaviana izao nataonao izao, anaka! [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 a wound, a sore [1.2, 1.7]
11 a hurt, an ulcer. [Mal. puru.] [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  12 plaie, blessure [1.8]
Voambolana  13  Fahasalamana
Fikambanana  14  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 15 misy ny teny how fery
Ohabolana  15  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  fery, 16 refy

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21