|
|
|
|

Teny iditra 1  faranana
Fototeny  2 farana
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Vitaina, taperina, asiana farany: Farano ny resaka fa efa lava loatra
9 Alana ny romoromo aminy: Tsy nofarananao tsara itỳ boky itỳ?
10 Ampitoviana tantana: Nofaranany ny nifiny kamahafinaritra ny mijery azy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  11 to be made even, to have inequalities removed, as the edges of a book, cloth, hair, or boards; to be gathered up at the end, as papers at an examination, etc. [1.2]
12 to be cut off at the end; to be ended; to be limited [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  13 dont on découpe le bout; qu'on termine; qu'on limite [1.8]

Fivaditsoratra  14 fananara, 15 fañarana, fanarana, faranana

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/13