|
|
|
|
Teny iditra
1
ezoezo
Sokajin-teny
2
mpamaritra
Sampanteny
Matoantenin' ny mpanao :
3
miezoezo
Matoantenin' ny fameno :
4
iezoezoana
Anarana :
5
fiezoezo
,
6
fiezoezoana
Fanazavàna teny malagasy
7
Lava marotsaka ary mahia; mahia manify mitezotezo.
[
1.1
]
Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19