|
|
|
|

Teny iditra (1/3) 1  elakelaka
Fototeny  2 elaka
Sokajin-teny  3  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Tambinteny :
Fanazavàna teny malagasy  23 Silaka, elatrelany mihofakofaka na miendaka amin' ny zavatra iray
24 Ny elanelan' ny zavatra anankiroa: Elakela-trano [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  25 feuille, éclat détaché, parcelle mince, pellicules qui s'effeuillent, se soulèvent, écailles [1.3#121]
26 entre deux, espace entre deux objets [1.3#122]
27 feuillet, pellicule, tout ce qui se détache par couches très minces, comme le mica par exemple [1.196]
Tovy hevitra  28 elaka, elanelana
Fikambanana  29  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 6 misy ny teny hoe elakelaka

Teny iditra (2/3) 30  elakelaka
Sokajin-teny  31  anarana
Fanazavàna teny malagasy  32 [Bezanozano] (dihy) takana ny sintobe ihany, fa tsy ny soroka no hazonina fa ny andilana kosa; ary laharany enina vao tsy sosohana... [2.245#90]
Ohatra  33  Amin' ny dihy, dia ao ny trako, ny betatoato, ny vangaratra, ny mangoleda, ny tsiketraketraka, ny sintobe, ny elakelaka. [2.245#90]

Teny iditra (3/3) 34  elakelaka
Sokajin-teny  35  anarana
Fanazavàna teny frantsay  36 dans son sens général, désigne le rhytidone, les écorces qui se détachent par plaques, qui s'exfolient.
37 Nom de plusieurs plantes qui présentent ce caractère ; ce sont principalement :
38 [Sakalava] Dioscorea lucida Scott-Elliot et Dioscorea bemarivensis Jum. & H.Perrier, dont les tubercules se pèlent facilement ;
39 [Tandroy] Euphorbia melanacantha Drake (Euphorbiaceae) dont le tronc s'exfolie naturellement. [1.196]
Voambolana  40  Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Nohavaozina tamin' ny 2026/09/01