|
|
|
|

Teny iditra 1  diovina
Fototeny  2 dio
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Sasana, atao afa-doto: Diovy ny akanjonao fa fety rahampitso / Diovy ny fonao
9 Fotsina: Efa nodiovin' ny miaramila ve ny benitra?
10 Nangalarana, atao mafafa: Nodiovin' ny dahalo ny tanàna tao Ananona [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  11 to be cleansed, to be purified [1.2]
12 to be cleaned [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  13 qu'on nettoie, qu'on purifie [1.8]

Fivaditsoratra  14 andiovy, diovina

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19