|
|
|
|

Teny iditra (1/4) 1  daboka
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
Anarana :
Fanazavàna teny malagasy  4 Ilazana ny fidoboky ny rano mitobaka mafy na ny fitobany raha misy vaingan-javatra lehibe nalefa taminy. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 son de l’eau dans laquelle tombe un objet lourd [1.3]
Voambolana  6  Feo

Teny iditra (2/4) 7  daboka
Sokajin-teny  8  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  26 Enti-milaza: Fianjerana
27 Fitsorana mivalampatra
28 Halavoana
29 Fiaiken-keloka na fibabohana
30 Famelezana, fanatontana. [1.1]
31 kapoka mafy [2.285#314]
Fanazavàna teny anglisy  [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  32 action de battre [1.3, 1.5]
33 Chute, état de celui qui est couché, de tout son long
34 action de rosser [1.3]
35 action de tomber, de se précipiter de haut en bas, d'abandonner [1.5]
Tovy hevitra  36 daraboka

Teny iditra (3/4) 37  daboka
Sokajin-teny  38  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  39 Vaventy sy matavy (teny tsy mba fampiasa manokana fa misy fanampiny mandrakariva, dia izay hita amin' ny hoe: dabo-dela, dabo-drano, dabokandro) [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  40 plein, gras [1.3]
Ohatra  41  Ny hoe " daboka " dia matavy, vaventy, no heviny [2.314#103]
Fikambanana  42  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 4 misy ny teny how daboka

Teny iditra (4/4) 43  daboka
Sokajin-teny  44  anarana
Fanazavàna teny malagasy  45 hazo vaventy mandry manaraka ny tampony amin'ny rindrina mitondra ny tsivalan-kazo samihafa ipetrahan'ny tafo [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  46 sablière [1.13]
47 élément de charpente [3.1]
Voambolana  48  Toe-karena: fanorenana

Fivaditsoratra  49 bodaka, daboka, dabòka, 50 dobaka, 51 kaboda

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/13