|
|
|
|

Teny iditra 1  bolangina
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Sampanteny 
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  7 Vaventy sady salama, dongadonga matavy: Tovolahy bolangina no hitan' ny masoko niditra ny varavarana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  8 plump, chubby, fat, sleek, well-conditioned. Used mostly of children. See dongadonga. [1.2]

Fivaditsoratra  9 balangony, 10 bolangany, bolangina

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19