|
|
|
|
Teny iditra
1
bofaka
Sokajin-teny
2
anarana
Sampanteny
Matoantenin' ny mpanao :
3
manabofaka
,
4
mibofaka
Matoantenin' ny iharana :
5
a
bo
faka
,
6
abofaho
Matoantenin' ny fameno :
7
anabofahana
,
8
ibofahana
Anarana :
9
fanabofahana
,
10
fanabofaka
,
11
fibofahana
,
12
fibofaka
,
13
mpanabofaka
Fanazavàna teny malagasy
14
Fofona na vovoka manetona manempotsempotra.
[
1.1
]
Fivaditsoratra
15
bafoka
,
16
bakafo
,
bofaka
Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19