|
|
|
|

Teny iditra (1/3) 1  bitsika
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Fanazavàna teny malagasy  23 Teny lazaina malemilemy eo akaikin' ny sofina fa tsy tiana ho ren' ny hafa. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  24 a whisper, a conversation carried on in a low voice; a soft murmuring sound. [Mal. Bisik.] [1.2]
Fikambanana  25  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe bitsika

Teny iditra (2/3) 26  bitsika
Sokajin-teny  27  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  28 Kely dia kely, pitiny kely [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  29 same as bitika, boritika, etc. [1.2#92]

Teny iditra (3/3) 30  -bitsika
Sokajin-teny  31  endritenin' ny hoe vitsika
Ohatra  32  Ary misy anankiray koa izay poakaty ny tahony sy ny rantsany rehetra ka itoeram-bitsika [1.357#98]
33  Ny "mpanjaka" no manatody, ary ny "mpiasa" kosa no mitandrina ny atody sy ny zana-bitsika rehefa foy [2.445#44]

Nohavaozina tamin' ny 2026/10/18