|
|
|
|

Teny iditra 1  beazina
Fototeny  2 be
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Atao izay hahalehibe aratsaina sy ara-panahy, tezaina, velomina, ampianarina: Nobeazina tamin' ny fahatahorana an' Andriamanitra ny zaza malagasy fahiny [1.1]
Tsipelina hafa  9 biazina

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22