|
|
|
|

Teny iditra 1  avoir    
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
3  Ny ankehitriny :
4  Ny lasa :
5  Ny hoavy :
6  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  7 manana : Il a des livres (Manam-boky izy)
8 misy : Cette ville a de beaux édifices (Misy trano tsara izany tanàna izany) ~ Il y a des gens qui croient les plus grosses absurdités (Misy olona mino zavatra tsy misy heviny) [1.4#69]
Ohatra  9  Nataon' ny mpanoratra anaty fonon-teny ny hoe "avoir les bras longs" fa izahay no nanala azy. [2.285#]

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/26