|
|
|
|
Teny iditra
1
atana
Fototeny
2
ta
na
Sokajin-teny
3
matoantenin' ny iharana
Haiendriteny
4
Ny ankehitriny :
atana
,
atako
, atanao,
atany
, atantsika, atanay, atanareo, atan', atan-, atam-,
ata-
5
Ny lasa :
natana
, natako, natanao, natany, natantsika, natanay, natanareo, natan', natan-, natam-, nata-
6
Ny hoavy :
hatana
, hatako, hatanao, hatany, hatantsika, hatanay, hatanareo, hatan', hatan-, hatam-,
hata-
7
Filaza mandidy :
atano
Fanazavàna teny malagasy
8
Entina hitanana, hihazonana
[
1.1
]
Fivaditsoratra
9
Anata
,
atana
Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19