|
|
|
|
Teny iditra
1
arongaronga
Fototeny
2
ronga
ron
ga
Sokajin-teny
3
matoantenin' ny iharana
Haiendriteny
4
Ny ankehitriny :
arongaronga
, arongarongako, arongaronganao, arongarongany, arongarongantsika, arongaronganay, arongaronganareo, arongarongan', arongarongan-, arongarongam-
5
Ny lasa :
narongaronga, narongarongako, narongaronganao, narongarongany, narongarongantsika, narongaronganay, narongaronganareo, narongarongan', narongarongan-, narongarongam-
6
Ny hoavy :
harongaronga, harongarongako, harongaronganao, harongarongany, harongarongantsika, harongaronganay, harongaronganareo, harongarongan', harongarongan-, harongarongam-
Fanazavàna teny malagasy
7
Avala hitombo haingana, atao tonga maroroka
[
1.1
]
Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19