|
|
|
|

Teny iditra 1  aoto
Sokajin-teny  2  anarana
Haiendriteny 
3  Tsotra :
Ohatra  4  Tsy mbola nisy aoto hitondra, fa ny vatsy no noraisina dia samy manao izay hahatongavany. [2.499#24]
5  Iny kosa Rasaha, tovolahy tokony ho fito amby telopolo taona, mamindra moramora manatona ny toerana fijanonan' ny aoto. [2.314#102]
Voambolana  6  Fitaterana

Fivaditsoratra  aoto, 7 otao

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19