|
|
|
|

Teny iditra 1  Andriananahary
Singan-teny  2 Andriamanitra, 3 mahary
Sokajin-teny  4  anaran-tsamirery (olona) [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  5 (Andriana Nahary)n: anarana izay ilazana an' Andriamanitra. Mitovitovy amin' ny hoe Zanahary ny Andriananahary amin' ny heviny: [tohiny: Andriamanitra-Andriananahary] [1.10#A.120]
6 Teny ilazana an' Andriamanitra, izay noheverin' ny Ntaolo Malagasy ho nampisy izao rehetra izao. Matetika ny hoe Andriananahary dia nampiarahina amin' ny hoe andriamanitra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7 [nahary, past tense of mahary, to create.] God, the Creator of the universe. This word is the most universally used in speaking of God, and is used by all the tribes throughout the island. It is often combined with andriamanitra. See zanahary. [1.2]
8 the Creator, God [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  9 Le Créateur, Dieu [1.8]
Fikambanana  10  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe andriananahary
Ohabolana  11  Ohabolana misy io teny io
Fivaditsoratra  Andriananahary, 12 Iharanandriana

Nohavaozina tamin' ny 2026/11/01