|
|
|
|

Teny iditra 1  andriamanidahy
Singan-teny  2 andriamanitra, 3 lahy
Sokajin-teny  4  anarana
Haiendriteny 
5  Tsotra :
Ohatra  6  Tsy hita tena kanefa manana aina, ka ny feony ihany no fantatry ny mahalala azy: andriamanidahy, andriamanibavy nirahin' Andriamanitra hampivavaka ny olona. [2.296#121]
7  Ninoany aza fa mitombo hasina ny fanahy efa nody, ka hita amin' ny tonom-bavaka fanaony fa nandrianiny ho " andriamanidahy " sy ho " andriamanibavy " izy ireo, mpizarazara ny fitahian' ilay Andriamanitra lehibe. [2.296#117]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19