|
|
|
|

Teny iditra 1  andrasana
Fototeny  2 andry
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Tsy ilaozana: Andraso eto aho ambara-piveriko na amin' ny firy na amin' ny firy
9 Antenaina: Ianao no nandrasanay fa tsy Rangahy io
10 Ambenana: Aza matahotra fa efa andrasan' ny polisy ny venta lalana rehetra mety ho nitsoahan' ilay olondratsy
11 Tandremana tsy handositra na hanimba zavatr' olona: Omby iray monja no andrasan' Ibalita ka tsy hainy sakanana tsy hanimba volin' olona [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  12 to be watched, to be waited for [1.2, 1.7]
13 to be tended; to be expected. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  14 qu'on attend, qu'on garde, qu'on surveille [1.8]
Ohatra  15  andrasana kely hahazo aina dia averina indray. [2.472#]
16  andrasana handefa tsiry kosa ny fakany vao azo afindra. [2.117#]
Tsipelina hafa  17 andrazana
Ohabolana  18  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  19 andranasa, andrasana

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22