|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 ampoka |
| Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
| Haiendriteny |
|
| Sampanteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
11 Feno, vonto, boboka: Sponjy ampo-drano
12 Feno, henika: Ho ampoky ny soa anie ianao [1.1] 13 feno tanteraka [1.13] |
| Fanazavàna teny anglisy |
14 soaked, wet. See lona, lena, mando.
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
15 saturé
[1.13] |
| Fikambanana | 16 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe ampoka |
| Ohabolana | 17 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/2) | 18 ampoka |
| Sokajin-teny | 19 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
20 Lalao kanety ka ilay kanety iadiana iny ihany no atao loka
[1.1] |
| Voambolana | 21 Kilalao |
| Fivaditsoratra | ampoka, 22 ompaka, 23 pomaka |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21 |
|